Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:24 - Baiboly Katolika

24 Ny tenan’i Timoteo aza, latsaka eo an-tanan’ny miaramilan’i Dôsiteo sy i Sôsipatera ka nitalaho tamin-kafetsen-dratsy tamin’izy ireo, handefa azy soa aman-tsara, nilaza fa eo am-pelatanany ny havana sy ny rahalahin’ny ankabeazan’izy ireo, ka raha maty izy, dia tsy hananana antra koa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Ny tenan’i Timôty kosa voasambotry ny miaramilan-dry i Dôsiteo sy i Sôspatera, ka nitalaho tamin-kafetsen-dratsy mba handefasan’ireo azy soa aman-tsara. Nihambo i Timôty fa eo am-pelatanany ny havana aman-drahalahin’ny ankamaroan’izy ireo; ka raha ampijaliana izy, dia mety hovonoina ho faty iretsy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra