Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:23 - Baiboly Katolika23 Nilozoka nanenjika azy ireo i Jodasa, nasiany avokoa ireo olona meloka ireo, ka nahafatesany hatramin’ny 30.000. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Niezahan’i Joda hoenjehina ireo olo-meloka ireo, ka nasiany avokoa ary nahafatesany hatramin’ny antokon-tafika telopolo. Jereo ny toko |