Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:22 - Baiboly Katolika22 Vao niposaka ny antokony voalohany momba an’i Jodasa, dia nivadi-po ny fahavalo, fa niseho nahatsiravina tamin’izy ireo ny fahefan’ilay mahita ny zavatra rehetra, ka vaky nandositra izy, ny sasany nankatsỳ, ny sasany nankarỳ, hany ka izy samy izy ihany no nifandratra sy nifanatrobaka tamin’ny sabatry ny tenany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Ny antokon-tafika notarihin’i Joda no nipoitra voalohany, ka mampivadi-po ireo fahavalo, satria niseho nampihorohoro azy ny fahefàn’ilay Andriamanitra mahita ny zava-drehetra; vaky nandositra ny miaramilan’i Timôty, ny sasany nankatsy, ny sasany nankarỳ, hany ka izy samy izy ihany mazàna no nifandratra sy nifanatrobaka tamin’ny sabatra. Jereo ny toko |