Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:21 - Baiboly Katolika21 Nony ren’i Timoteo fa tamy i Jodasy dia nasainy nentina ny zaza amam-behivavy mbamin’ny fananany ho ao amin’ny fitoerana anankiray, atao hoe Karniôna, fa fitoerana tsy azo anihina sy sarotra hatonina io, satria èty ny lalana faleha amin’io faritany io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Rehefa ren’i Timôty fa tamy i Joda, dia nalefany ny zaza amam-behivavy mbamin’ny fananany hankao amin’ny tanàna anankiray atao hoe Karnaîma. Toerana tsy voaani-pahavalo izy io sady sarotra hatonina, satria ety ny lalana rehetra mankao. Jereo ny toko |