Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:7 - Baiboly Katolika7 Ka dia nitondra tirsa sy sampan-kazo aman-tsampan-drofia izy ireo, sady nanao hira fankalazana an’ilay nitondra azy soa aman-tsara hanadio ny tempoly. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Noho izany, dia nitondra fehezan-dravina sy sampankazo aman-tsampandrofia ireo sady nanandratra hira fiderana ho an’Ilay Andriamanitra namela azy hanatontosa tsara ny fanadiovana ny tempoly. Jereo ny toko |