Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:6 - Baiboly Katolika

6 Ary nanao fety nandritra ny havaloana toraka ny fanao amin’ny tabernakla izy ireo, nahatsiaro fa vao andro vitsy talohan’izay, dia tany an-tendrombohitra, tao anaty zohy ireo no nitoetra tamin’ny fetin’ny Tabernakla, toy ny biby dia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Fankalazana naharitra valo andro tahaka ny fanao amin’ny fetin’ny Tranotomboka no natao. Ka tsaroan’i Joda sy ireo mpomba azy fa andro vitsivitsy talohan’izay, dia tany an-tendrombohitra tany izy nandritra ny fetin’ny Tranotomboka, ary tao anaty zohy no nitoetra toy ny bibidia.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra