Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:5 - Baiboly Katolika5 Tamin’ny andro faha-25n’ny volana Kasleo no nandotoan’ireo hafa firenena ny tempoly, ary sendra io andro io koa no nanadiovana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Tamin’ny volana Kisleo, andro faha-25, no nanimbazimban’ireo hafa firenena ny tempoly, ka tamin’io andro io koa no nanadiovana azy. Jereo ny toko |