Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:4 - Baiboly Katolika

4 Vita izany dia nihohoka tamin’ny tany izy nivavaka tamin’ny Tompo, mba tsy hampidi-doza toy izany aminy intsony; nangataka izy mba hofaizany araka ny mety, raha mbola manota ihany, fa hatolony amin’ireo firenena mpankahala ny fivavahana sady barbarianina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Vita izany, dia nihohoka tamin’ny tany izy, ka nivavaka tamin’ny Tompo mba tsy hampidi-doza toy izany aminy intsony; nangataka izy mba hofaiziny araka ny mety, raha mbola manota ihany, fa tsy hatolony an’ireo firenena mpaniratsira an’Andriamanitra sady barbarianina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra