Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:3 - Baiboly Katolika3 Raha efa izany, nodioviny ny tempoly dia nanangana ôtely hafa izy, ary namelona afo tamin’ny vato kilonjy izy, dia naka tamin’izany afo izany, ka nanatitra sorona, sy nandoro ny emboka hanetona, fa roa taona izay no niatoany, dia narehiny ny jiro, napetrany teo ambony latabatra ny mofo alahatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Dia nanadio ny tempoly izy ary nanangana alitara vaovao; avy eo namelona afo tamina vato kilonjy izy ka nahazo afo ho an’ny fatan’ny alitara, ary nanolotra sorona indray fa roa taona izay no niatoany. Nandoro ditin-kazo manitra hanetona koa izy ary nampirehitra ireo jiro sy nandahatra ny mofo fanolotra ho an’Andriamanitra. Jereo ny toko |