Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:2 - Baiboly Katolika

2 Noravany ny ôtely natsangan’ny hafa firenena teo an-kianja mbamin’ny hazo masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Noravany ny alitara natsangan’ny hafa firenena teo an-kianja mbamin’ireo tsatokazo fanompoan-tsampy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra