Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:1 - Baiboly Katolika

1 Tamin’izany, azon’i Makabeo sy ny namany indray ny tempoly sy ny tanàna, noho ny fanampian’ny Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Noho ny fanampian’ny Tompo nitantana azy, dia azon’i Joda Makabeo sy ireo namany indray ny tempoly sy ny tanàna Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra