Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:29 - Baiboly Katolika29 I Filipo namany fahazaza, no nampitondra ny vatany, saingy natahotra an’i Antiôkosy tanora ka nihataka nankany Ejipta, amin’i Ptôlemea Filometora. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 I Filipo namany fahazaza no nampitondra ny vatany mangatsiaka hankany Antiôkia. Saingy niahiahy an’ilay zanakalahin’i Antiôkôsa Epifana izy, ka nihataka nankany Ejipta, teo akaikin’i Ptôlemeo Filômetôra. Jereo ny toko |