Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:8 - Baiboly Katolika

8 Ary nataony didy voaantso ampahibemaso ary lalàna, ny hankalazan’ny firenena Jody rehetra isan-taona izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Naraikitra ho didy voafidy sy lany eran’ny besinimaro ny hankalazan’ny firenena jiosy manontolo isan-taona izany fety izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra