Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:28 - Baiboly Katolika28 Vao nazava ny andro, dia rafitra ny adin’izy roa tonta; ireto ankilany moa, fanampin’ny herim-pony dia ny fangatahana tamin’ny Tompo no antoky ny fahombiazany amam-pandreseny; iretsy andaniny kosa tsy naka mpitarika azy tamin’ny ady afa-tsy ny fisafoahany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ny ampitso, vao nazava ny andro, dia rafitra ny adin’izy roa tonta; ireto an-kilany moa dia ny fangatahana tamin’ny Tompo nomba ny herimpony no antoky ny fahombiazany amam-pandreseny; iretsy an-daniny kosa tsy naka mpitarika an’ady afa-tsy ny fisafoahan-kandramatra. Jereo ny toko |