Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:29 - Baiboly Katolika

29 Nony efa mafy indrindra ny ady, indreo niseho teny an-danitra tamin’ny fahavalo ireto olona dimy lahy mamirapiratra nitaingin-tsoavaly voaisy sakam-bavany volamena, ary tonga nitarika ny Jody.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Nony efa tena nangotraka iny ny ady, dia indreo hitan’ny fahavalo fa nipoitra avy an-danitra ireto olona dimy lahy mamirapiratra, nitaingin-tsoavaly voaisy sakam-bava volamena sady tonga nitarika ny Jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra