Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:27 - Baiboly Katolika

27 Vita ny fivavahany dia noraisiny ny fiadiany, ka nivoaka ny tanàna izy sy lasa lavitra ihany; efa mby teo akaikin’ny fahavalo vao nijanona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Vita ny fivavahany, dia noraisiny ny fiadiany; ka nivoaka an’i Jerosalema izy sy lasa lavidavitra ihany, ary efa mby teo akaikin’ny fahavalo vao nijanona.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra