Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:24 - Baiboly Katolika24 I Timoteo ilay resin’ny Jody teo aloha kosa namory miaramila betsaka hafa firenena sy naka mpitaingin-tsoavaly betsaka tany Asia, dia nandroso haka an’i Jodea tamin’ny ady indray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 I Timôty, ilay efa resin’ny Jiosy teo aloha, dia namory miaramila vahiny betsaka sady naka mpitaingin-tsoavaly betsaka tany Azia, ary nandroso nombàn-tafika haka an’i Jodea indray. Jereo ny toko |