Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:25 - Baiboly Katolika25 Nony mby akaiky izy, ny mivavaka tamin’Andriamanitra no nataon’i Makabeo sy ny namany; nohosenany lavenona ny lohany, nosikinany lasàka ny valahany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Nony mby akaiky io Timôty io, dia ny nivavaka tamin’Andriamanitra kosa no nataon’i Joda Makabeo sy ny namany; nohosenany vovoka ny lohany, ary nosikinany lasaka ny tenany; Jereo ny toko |