Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:23 - Baiboly Katolika23 Fatratra ny nitondrany ny raharahan’ny ady, ka mihoatra noho ny 20.000n-dahy no matiny tamin’ireo trano mimanda roa ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Tamim-pahombiazana no nitondrany ny fanafihana ka mihoatra noho ny antokon-tafika roapolo no naringany tamin’ireo tranomimanda anankiroa ireo. Jereo ny toko |