Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:20 - Baiboly Katolika

20 Kanjo lian-karena loatra ny miaramilan’i Simôna ka nanaiky hosisihan’ny sasany tao anatin’ny tilikambo vola, dia nandray 70.000 drakma ka navelany nandositra ny sasany taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Kanjo lian-karena loatra ny miaramilan’i Simôna ka nanaiky ny fanisiham-bola nataon’ny sasany mpiambina ny tranomimanda; dia nandray drakima fito alina ireo ka namela handositra ny voafahirano sasany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra