Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:19 - Baiboly Katolika

19 I Simôna sy i Josefa mbamin’i Zakea sy ny namany, ampy isa tsara, no navelan’i Makabeo hampikoy an’ireo, dia lasa nankany amin’izay nisy nahamaika izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 I Simôna sy i Jôsefa ary i Zakeo mbamin’ireo namany ampy isa tsara no navelan’i Joda Makabeo hampikoy an’ireo; izy kosa lasa nankany amin’ny toerana nilana azy maika.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra