Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:18 - Baiboly Katolika

18 Nisy 1000 lahy koa raha dia kely no nialoka tao amin’ny tilikambo roa mafy dia mafy, nanana izay ilainy rehetra hanohanana ny fahirano.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Nisy antokon-tafika sivy koa farafahakeliny no nialoka tao amin’ny tranomimanda anankiroa nisy tilikambo mafy dia mafy sady nanana izay ilainy rehetra hiaretana fahirano.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra