Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:17 - Baiboly Katolika17 Nanihiny tamin-kerim-po ireo, ka azony terỳ; natosiny avokoa izay niady teo ambony manda, novonoiny daholo izay rehetra sehatra ny tanany, tsy latsaky ny 20.000 ny isan’ny maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Nanaovany fananihana mahery vaika ireny, ka azony terỳ; voatosiny avokoa izay niady teo ambony manda, novonoiny avokoa izay rehetra tojo ny tanany, ka tsy latsaka ny antokon-tafika roapolo no maty. Jereo ny toko |