Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:16 - Baiboly Katolika16 Ry i Makabeo sy ny namany, nony avy nivavaka sy nangataka tamin’Andriamanitra hanampy azy, dia niroatra namely ireo trano mimanda, nataon’ny Idomeanina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ry i Joda Makabeo sy ny namany, rehefa avy nivavaka sy nangataka tamin’Andriamanitra hanampy azy, dia niroatra namely ireo tranomimandan’ny Idomeanina. Jereo ny toko |