Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:15 - Baiboly Katolika15 Ny Idomeanina, tompon’ireo trano mimanda tsara koa tetsy andanina, nanorisory ny Jody; noraisiny ireo natosika hiala ao Jerosalema; nataony izay hahavelona ny ady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Tetsy an-daniny koa ny Idomeanina izay nitana tranomimanda tsara toerana, dia nanelingelina ny Jiosy. Noraisiny rahateo izay voaroaka hiala tao Jerosalema ary niezahany izay hahavelona ny ady. Jereo ny toko |