Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:14 - Baiboly Katolika14 Ary i Gorjiasy izay tonga lehiben’ny miaramila tamin’ireo faritany ireo, dia naka miaramila hafa firenena, sy nanararaotra mandrakariva izay azony iadiana amin’ny Jody. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Fony tonga governoran’i Idomea i Gôrjià, dia naka miaramila mpikarama an’ady ary nanararaotra izay fotoana azony namelezana ny Jiosy. Jereo ny toko |