Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:13 - Baiboly Katolika

13 Kanjo izany indrindra no niampangan’ireo sakaizan’ny mpanjaka azy teo anatrehan’i Epatôra, sady isak’izao misy zavatra kely izao, reny antsoina hoe mpamadika ihany izy, noho izy nandao an’i Sipra izay napetrak’i Filometora taminy sy niandany tamin’i Antiôkosy Epifana, ka tsy nanana afa-tsy fiandrianana tsy misy hajany intsony, dia nanary toky izy, ka namono tena tamin’ny poizina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Kanjo izany indrindra no niampangan’ireo «sakaizan’ny mpanjaka» azy teo anatrehan’i Eopatôra. Sady imbetsaka izy no nandre ny tenany antsoina hoe mpamadika, satria nanankinan’i Filômetôra ny nosy Sipra izy kanefa nandao an’io nosy io mba hiandany amin’i Antiôkôsa Epifàna. Very haja ny fahefana nananany ka namono tena ho faty tamin’ny poizina izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra