Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:12 - Baiboly Katolika

12 Fa i Ptôlemea natao hoe koa Makrôna no voalohany nanaraka ny rariny tamin’ny Jody, noho ny hamafin’ny nanjò azy ireo ary nikely aina hitondra azy amim-piadanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 nandimby an’i Ptôlemeo natao hoe koa Makrôna. Ity Ptôlemeo ity no governora voalohany nitandro ny hitsiny tamin’ny Jiosy taorian’ny zavatra tsy an-drariny nanjo azy ireo ary nikely aina hitondra azy tsy misy raorao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra