Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:11 - Baiboly Katolika11 Nony tonga teo amin’ny seza fiandrianana izy, dia nametraka an’i Lisiasa anankiray izay, ho lohan’ny raharaha; ary io koa no voatendry ho komandy ambony indrindra amin’ny tafika any Sele-Siria sy Fenisia. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Nony nandray ny fahefana maha mpanjaka i Eopatôra, dia nanendry ho praiministra an’i Lisià izay governora faratampon’i Kôilà-Siria sy i Fenisia Jereo ny toko |