Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:10 - Baiboly Katolika

10 Dia indro asehonay kosa izao ny momba an’i Antiôkosy Epatôra, zanak’io mpankahala ny fivavahana io, hotantaranay fohifohy ny loza vokatry ny ady.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Dia indro kosa hasehoko izao ny amin’i Antiôkosa Eopatôra, zanakalahin’io mpankahala ny fivavahana jiosy io, ka hotantaraiko fohifohy ny loza vokatry ny ady nataony.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra