Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:21 - Baiboly Katolika21 Nony nolazaina tamin’i Makabeo izany zava-niseho izany, novoriny ny filohan’ny vahoaka, dia nampangainy ireo olona ireo, fa namidy amam-bola ny rahalahiny, satria nalefany handeha ny fahavalo nitam-piadiana hamelezana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Rehefa nilazana izany zava-niseho izany i Makabeo, dia namory ny filohan’ny tafika navelany teo ary niampanga izay meloka satria nivarotra amam-bola ireo rahalahiny ka namela handeha ny fahavalo nitam-piadiana hamelezana azy. Jereo ny toko |