2Timoty 2:26 - Baiboly Katolika26 ka hody ny sainy, ary ho afaka amin’ny fandriky ny demony izy, izay nanao azy sambo-belona mba hanao ny sitrapony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 dia hody ny sainy ho afaka amin’ny fandriky ny devoly izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 ary hody ny sain’ireo ka ho afaka amin’ny fandriky ny devoly izay nanao azy sambo-belona hanaraka ny sitrapony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 ary hody ny sain’ireo ka ho afaka amin’ny fandriky ny devoly izay nanao azy sambo-belona hanaraka ny sitrapony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 ka hody ny sainy ho afaka amin’ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 ka hody ny sainy ho afaka amin'ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 dia hody ny sainy ho afaka amin’ny fandriky ny devoly izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony. Jereo ny toko |