2Timoty 2:17 - Baiboly Katolika17 ary mihinana toy ny fery mihady ny tenany; amin’ireny i Himeneo sy i Fileto, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 ary ny teniny dia hikiky tahaka ny homamiadana; isan’ireny i Himeneo sy i Fileto. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Ary ny fampianaran-dry zareo dia toy ny vay homamiadana mandany ny nofo. Isan’ireny ry i Himeneo sy i Fileto: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ary ny fampianaran-dry zareo dia toy ny vay homamiadana mandany ny nofo. Isan’ireny ry i Himeneo sy i Fileto: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mihady; isan’ireny Hymeneo sy Fileto, Jereo ny tokoMalagasy Bible17 ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mihady; isan ireny Hymeneo sy Fileto, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 ary ny teniny dia hikiky tahaka ny homamiadana; isan’ireny i Himeneo sy i Fileto. Jereo ny toko |