Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Timoty 2:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Ary ny fampianaran-dry zareo dia toy ny vay homamiadana mandany ny nofo. Isan’ireny ry i Himeneo sy i Fileto:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 ary ny teniny dia hikiky tahaka ny homamiadana; isan’ireny i Himeneo sy i Fileto.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Ary ny fampianaran-dry zareo dia toy ny vay homamiadana mandany ny nofo. Isan’ireny ry i Himeneo sy i Fileto:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 ary mihinana toy ny fery mihady ny tenany; amin’ireny i Himeneo sy i Fileto,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mihady; isan’ireny Hymeneo sy Fileto,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mihady; isan ireny Hymeneo sy Fileto,

Jereo ny toko dika mitovy




2Timoty 2:17
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa ho faty kilan’ny afo sy ho ripaky ny sabatra ianareo; eny, ho levona tokoa ianareo, toy ny fandevon’ny valala ny ravina. Nivangongo tahaka ny voangory ny vahoakanao ary nifanaretsaka tahaka ny valala.


Fa ny Jiosy izay tsy nety nino kosa nitaona sy nanome fo ny mpanompo sampy hanohitra ny havana iray finoana.


anisan’ireny ry i Himeneo sy i Aleksandra izay natolotro an’i Satàna mba ho faizina tsy hanevateva an’Andriamanitra intsony.


Ny volamena sy volafotsinareo efa harafesina, ary ny harafesiny dia vavolombelona hiampanga anareo sady handany ny nofonareo toy ny afo. Izao efa andro farany izao no nanangonanareo harena.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra