Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Jaona 1:13 - Baiboly Katolika

13 Manao veloma anao ny zanaky ny rahavavinao voafidy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ny zanaky ny rahavavinao voafidy dia manao veloma anao.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

13 Ireo zanak’ilay rahavavinao, izay voafidin’Andriamanitra koa, dia manao veloma anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ireo zanak’ilay rahavavinao, izay voafidin’Andriamanitra koa, dia manao veloma anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ny zanaky ny rahavavinao voafidy dia manao veloma anao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Jaona 1:13
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin’ny ataonareo? Moa na dia ny Jentily aza tsy mba manao izany ihany koa?


Manao veloma anareo ny Eglizin’i Babilôna, voafidy toa anareo, sy i Marka zanako.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra