2Tantara 9:13 - Baiboly Katolika13 Ny lanjan’ny volamena tonga tao amin’i Salômôna amin’ny indray taona, dia talenta volamena 666, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ny lanjan’ny volamena izay tonga tao amin’i Solomona isan-taona dia talenta volamena enina amby enimpolo sy eninjato, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Ny lanjam-bolamena tonga tao amin’i Salômôna, tanatin’ny taona iray monja, dia nahatratra roapolo taonina, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ny lanjam-bolamena tonga tao amin’i Salômôna, tanatin’ny taona iray monja, dia nahatratra roapolo taonina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 ARY ny lanjan’ny volamena izay tonga tao amin’i Solomona isan-taona dia talenta volamena enina amby enim-polo amby enin-jato, Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary ny lanjan'ny volamena izay tonga tao amin'i Solomona isan-taona dia talenta volamena enina amby enim-polo amby enin-jato, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ny lanjan’ny volamena izay tonga tao amin’i Solomona isan-taona dia talenta* volamena enina amby enimpolo sy eninjato, Jereo ny toko |