2Tantara 5:14 - Baiboly Katolika14 Ka tsy afa-nijanona tao hanao ny fanompoana ireo mpisorona, noho ny rahona, fa nameno ny tranon’Andriamanitra ny voninahitr’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 koa tsy nahajanona hanao fanompoam-pivavahana ny mpisorona noho ny rahona; fa feno ny voninahitry NY TOMPO ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 ka tsy nahajanona hanohy fanompoam-pivavahana ny mpisorona noho izany rahona izany, satria feno ny voninahitry ny TOMPO ilay tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 ka tsy nahajanona hanohy fanompoam-pivavahana ny mpisorona noho izany rahona izany, satria feno ny voninahitry ny TOMPO ilay tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 ka dia tsy nahajanona hanao fanompoam-pivavahana ny mpisorona noho ny rahona; fa feno ny voninahitr’i Jehovah ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 ka dia tsy nahajanona hanao fanompoam-pivavahana ny mpisorona noho ny rahona; fa feno ny voninahitr'i Jehovah ny tranon'Andriamanitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 koa tsy nahajanona hanao fanompoam-pivavahana ny mpisorona noho ny rahona; fa feno ny voninahitry NY TOMPO ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny toko |