2Tantara 4:18 - Baiboly Katolika18 Be dia be ireo fanaka rehetra nataon’i Salômôna ireo, ka tsy notsapaina ho fantatra marina izay lanjan’ny varahina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Toy izany no nanaovan’i Solomona ireo fanaka marobe ireo ary tsy nozahana izay lanjan’ny varahina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Nampanao fitaovana maro dia maro i Salômôna, hany ka tsy hay notombanana intsony izay lanjan’ny halimo nampiasaina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Nampanao fitaovana maro dia maro i Salômôna, hany ka tsy hay notombanana intsony izay lanjan’ny halimo nampiasaina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Toy izany no nanaovan’i Solomona ireo fanaka rehedrehetra ireo; fa tsy nozahana izay lanjan’ny varahina. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Toy izany no nanaovan'i Solomona ireo fanaka rehetra rehetra ireo; fa tsy nozahana Izay lanjan'ny varahina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Toy izany no nanaovan’i Solomona ireo fanaka marobe ireo ary tsy nozahana izay lanjan’ny varahina. Jereo ny toko |