2Tantara 4:17 - Baiboly Katolika17 Tao amin’ny tany lemak’i Jordany amin’ny tany be tanimanga, anelanelan’i Sokôta sy i Saredà, no nampanaovan’ny mpanjaka anìdina azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Tany amin’ny tany amoron’i Jordana no nandrendrehan’ny mpanjaka azy tamin’ny tanimanga, teo anelanelan’i Sokota sy i Zaretana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Tao amin’ny lohasahan’i Jôrdàna no nasain’i Salômôna narendrika tao amin’ny tany be tanimanga ireo kojakoja ireo, dia teo anelanelan’i Sokôta sy i Tseredatà. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Tao amin’ny lohasahan’i Jôrdàna no nasain’i Salômôna narendrika tao amin’ny tany be tanimanga ireo kojakoja ireo, dia teo anelanelan’i Sokôta sy i Tseredatà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Teo amin’ny tany amoron’i Jordana no nanaovan’ny mpanjaka an-idina azy tamin’ny tanimanga teo anelanelan’i Sokota sy Zaretana. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Teo amin'ny tany amoron'i Jordana no nanaovan'ny mpanjaka an-idina azy tamin'ny tanimanga teo anelanelan'i Sokota sy Zaretana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Tany amin’ny tany amoron’i Jordana no nandrendrehan’ny mpanjaka azy tamin’ny tanimanga, teo anelanelan’i Sokota sy i Zaretana. Jereo ny toko |