Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 36:1 - Baiboly Katolika

1 I Jôakaza, zanak’i Josiasa, no nalain’ny vahoaka tamin’ny tany nampanjakainy handimby an-drainy, tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary nalain’ny vahoaka i Joahaza, zanak’i Josia, ka nataony mpanjaka tany Jerosalema handimby ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

1 Nalain’ny mponin’i Joda kosa i Jôahaza zanakalahin’i Jôsià ka nataony mpanjaka tao Jerosalema handimby an-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Nalain’ny mponin’i Joda kosa i Jôahaza zanakalahin’i Jôsià ka nataony mpanjaka tao Jerosalema handimby an-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY ny vahoaka naka an’i Joahaza, zanak’i Josia, ka nampanjaka azy tany Jerosalema handimby an-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary ny vahoaka naka an'i Joahaza, zanak'i Josia, ka nampanjaka azy tany Jerosalema handimby an-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary nalain’ny vahoaka i Joahaza, zanak’i Josia, ka nataony mpanjaka tany Jerosalema handimby ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 36:1
10 Rohy Ifampitohizana  

Fony fahavelony dia lasa niantafika i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, ka nanoa azy telo taona i Jôakima; fa niodina taminy indray izy.


Zanaka lahin’i Josiasa: i Johanàna no lahy matoa, i Jôakima no lahy aivo, i Sedesiasa no fahatelo, i Seloma no fahefatra.


I Oziasa izay efa 16 taona, no nalain’ny vahoaka rehetra amin’i Jodà, ka nampanjakainy handimby an’i Amasiasa rainy.


Fa novonoin’ny vahoaka tamin’ny tany kosa izay rehetra niray tetika hamely an’i Amôna. Dia i Josiasa zanany no natsangan’ny vahoaka tamin’ny tany ho mpanjaka hisolo azy.


Ary 23 taona i Jôakaza fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema.


Fa izao no lazain’i Iaveh: Ny amin’i Seloma zanak’i Josiasa, mpanjakan’i Jodà, izay nanjaka nisolo toerana an’i Josiasa rainy, sy efa niala tamin’ity fitoerana ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy,


Nobeaziny ny iray amin’ireo zanany, ka tonga liona tanora; nianatra hamiravira ny hazany io; dia nihinana olona.


Hampandehanin’i Iaveh ianao sy ny mpanjaka natsanganao ho lohanao, ho any amin’ny firenena tsy fantatrao sy tsy fantatry ny razanao, dia hanompo andriamani-kafa vato aman-kazo any ianao,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra