2Tantara 34:26 - Baiboly Katolika26 Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’i Jodà, izay naniraka anareo hanontany amin’i Iaveh: Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Ny amin’ny teny efa renao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Fa ny amin’ny mpanjakan’ny Joda kosa izay naniraka anareo hanontany amin’NY TOMPO, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Ny amin’ny teny izay efa novakinao, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Fa ny mpanjakan’i Joda, izay naniraka anareo hanontany Ahy TOMPO, dia anambarao fa Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely dia milaza izao: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Fa ny mpanjakan’i Joda, izay naniraka anareo hanontany Ahy TOMPO, dia anambarao fa Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely dia milaza izao: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Fa ny amin’ny mpanjakan’ny Joda kosa izay naniraka anareo hanontany amin’i Jehovah, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin’ny teny izay efa novakinao, Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Fa ny amin'ny mpanjakan'ny Joda kosa izay naniraka anareo hanontany amin'i Jehovah, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin'ny teny izay efa novakinao, Jereo ny toko |
«Mandehana ianareo, manontania amin’i Iaveh, ho ahy sy ho an’izay sisa amin’i Israely sy i Jodà, ny amin’ny teny amin’io boky vao hita io, fa lehibe ny fahatezeran’i Iaveh nirotsaka amintsika, satria ny razantsika tsy nitandrina ny tenin’i Iaveh amin’ny fanatanterahana izay rehetra voasoratra amin’io boky io.»
noho ianao nibebaka tao am-ponao sy nanetry tena teo anatrehan’Andriamanitra, tamin’ny fandrenesana ny teny mamely ity tany ity mbamin’ny mponina ao aminy; noho ianao nandriatra ny fitafianao sy nitomany teo anatrehako tamin’ny fanetrena ny tenanao, Izaho koa dia efa nihaino anao: teny marin’i Iaveh.