2Tantara 31:3 - Baiboly Katolika3 Izy ihany no nanome, avy amin’ny fananany, izay anjaran’ny mpanjaka, amin’ny sorona dorana, dia ny sorona dorana marain-tsy hariva, sy ny sorona dorana amin’ny sabata, ny voalohan’ny volana, ny fety, araka ny voasoratra ao amin’ny lalàn’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Izay hatao fanatitra dorana manontolo rehetra dia nomen’ny mpanjaka avy tamin’ny fananany, dia ny fanatitra dorana manontolo maraina sy hariva sy ny fanatitra dorana manontolo atao amin’ny Sabata sy amin’ny voaloham-bolana sy amin’ny fotoam-pivavahana, araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Ny zavatra hatao sorona dorana manontolo dia nomen’ny mpanjaka avy tamin’ny fananany, na ny fanolotra marain-tsy hariva izany na ny fanolotra isan-tsabata sy amin’ny voaloham-bolana ary amin’ny fankalazana hafa, araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ny zavatra hatao sorona dorana manontolo dia nomen’ny mpanjaka avy tamin’ny fananany, na ny fanolotra marain-tsy hariva izany na ny fanolotra isan-tsabata sy amin’ny voaloham-bolana ary amin’ny fankalazana hafa, araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary ny hatao fanatitra dorana rehetra dia nomen’ny mpanjaka avy tamin’ny fananany, dia ny fanatitra dorana maraina sy hariva sy ny fanatitra dorana atao amin’ny Sabata sy amin’ny voaloham-bolana sy amin’ny fotoam-pivavahana, araka ny voasoratra ao amin’ny lalàn’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary ny hatao fanatitra dorana rehetra dia nomen'ny mpanjaka avy tamin'ny fananany, dia ny fanatitra dorana maraina sy hariva sy ny fanatitra dorana atao amin'ny Sabata sy amin'ny voaloham-bolana sy amin'ny fotoam-pivavahana, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Izay hatao fanatitra dorana manontolo rehetra dia nomen’ny mpanjaka avy tamin’ny fananany, dia ny fanatitra dorana manontolo maraina sy hariva sy ny fanatitra dorana manontolo atao amin’ny Sabata sy amin’ny voaloham-bolana sy amin’ny fotoam-pivavahana, araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’NY TOMPO. Jereo ny toko |
Fa ny mpanapaka kosa no hiantoka ny sorona dorana, ny fanatitra, ary ny fanatitra araraka, amin’ny fety sy ny voaloham-bolana aman-tsabata, amin’ny fety lehibe rehetra ankalazain’ny taranak’i Israely; izy no hamonona ny ilaina hatao sorona noho ny ota, na fanatitra, na sorona dorana, na sorona fisaorana, hanaovana fifonana ho an’ny taranak’i Israely.