2Tantara 3:12 - Baiboly Katolika12 ny elatra anankiray amin’ny kerobima faharoa dimy hakiho, dia mipaka amin’ny rindrin-trano, ary ny elany anankiray, dimy hakiho, mifanendry amin’ny elatry ny kerobima anankiray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 ny elatry ny kerobima iray koa dia dimy hakiho, mipaka amin’ny rindrina; ary ny elany iray koa dia dimy hakiho sady mifanendry amin’ny elatry ny kerobima iray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 ary ny elatry ny kerobima anankiray koa dia dimy hakiho, mipaka amin’ny rindrina; ary ny elany iray koa dimy hakiho sady mifanendry amin’ny elatry ny kerobima anankiray. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 ary ny elatry ny kerobima anankiray koa dia dimy hakiho, mipaka amin'ny rindrina; ary ny elany iray koa dimy hakiho sady mifanendry amin'ny elatry ny kerobima anankiray. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 ny elatry ny kerobima iray koa dia dimy hakiho, mipaka amin’ny rindrina; ary ny elany iray koa dia dimy hakiho sady mifanendry amin’ny elatry ny kerobima iray. Jereo ny toko |