2Tantara 28:4 - Baiboly Katolika4 Nanatitra sorona aman-java-manitra teny amin’ny fitoerana avo sy ny havoana ary teny ambany hazo maitso rehetra teny izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona sy teny an-tampon’ny havoana ary teny ambanin’ny hazo maitso rehetra koa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Nanao sorona biby sy nandoro azy hanetona teny amin’ny toeram-panasinana ary koa teny an-tampon-kavoana sy teny ambany hazo maitso midoroboka rehetra teny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Nanao sorona biby sy nandoro azy hanetona teny amin’ny toeram-panasinana ary koa teny an-tampon-kavoana sy teny ambany hazo maitso midoroboka rehetra teny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny fitoerana avo koa sy teny an-tampon’ny havoana ary teny ambanin’ny hazo maitso rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo koa sy teny an-tampon'ny havoana ary teny ambanin'ny hazo maitso rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona sy teny an-tampon’ny havoana ary teny ambanin’ny hazo maitso rehetra koa. Jereo ny toko |