2Tantara 26:17 - Baiboly Katolika17 Niditra avy ato aoriany kosa i Azariasa mpisorona, mbamin’ny valopolo lahy amin’ny mpisoron’i Iaveh, samy lehilahy mahery avokoa, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Fa niditra nanaraka azy kosa i Azaria mpisorona mbamin’ny valopolo lahy amin’ny mpisoron’NY TOMPO, dia lehilahy samy mahery avokoa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Fa mba niditra nanaraka azy kosa i Hazarià mpisorombe, niaraka tamin’ny mpisoron’ny TOMPO valopolo lahy izay samy mahery fo avokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Fa mba niditra nanaraka azy kosa i Hazarià mpisorombe, niaraka tamin’ny mpisoron’ny TOMPO valopolo lahy izay samy mahery fo avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Fa niditra nanaraka azy kosa Azaria mpisorona mbamin’ny valo-polo lahy amin’ny mpisoron’i Jehovah, lehilahy samy mahery avokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Fa niditra nanaraka azy kosa Azaria mpisorona mbamin'ny valo-polo lahy amin'ny mpisoron'i Jehovah, lehilahy samy mahery avokoa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Fa niditra nanaraka azy kosa i Azaria mpisorona mbamin’ny valopolo lahy amin’ny mpisoron’NY TOMPO, dia lehilahy samy mahery avokoa. Jereo ny toko |
ka nanohitra an’i Oziasa mpanjaka, nanao hoe: «Tsy anjaranao, ry Oziasa, ny manolotra zava-manitra ho an’i Iaveh, fa anjaran’ny mpisorona taranak’i Aarôna izay voahosotra handoro zava-manitra. Mialà eo amin’ny fitoerana masina fa nanota ianao ka tsy voninahitra ho anao eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitra izany.»