2Tantara 25:11 - Baiboly Katolika11 Feno herim-po i Amasiasa ka nitarika ny vahoakany dia nankany amin’ny Lohasahan-tSira, ary nandresy 10.000 tamin’ny taranak’i Seira. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary nitombo hery i Amazia, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin’ny Lohasahantsira ary nahafaty iray alina tamin’ny taranak’i Seìra izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Nanana herimpo i Amatsià, ka nitarika ny tafiny hankao amin’ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty antokony folo tamin’ny Edômita taranak’i Sehîra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Nanana herimpo i Amatsià, ka nitarika ny tafiny hankao amin’ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty antokony folo tamin’ny Edômita taranak’i Sehîra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary Amazia nitombo hery, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin’ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty iray alina tamin’ny taranak’i Seïra izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary Amazia nitombo hery, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin'ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty iray alina tamin'ny taranak'i Seira izy. Jereo ny toko |