2Tantara 24:23 - Baiboly Katolika23 Nony niherina ny taona, niakatra hamely an’i Jôasy ny tafiky ny Sirianina ka dia tonga tany Jodà sy Jerosalema izy. Namono ny lehibe rehetra teo amin’ny vahoaka izy ireo, sy nampitondra ny babo azony rehetra ho any amin’ny mpanjakan’i Damasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Nony niherina ny taona dia avy ny miaramilan’i Arama hiady aminy; tonga tany Joda sy Jerosalema izy ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin’ny olona ary nalefany ho any amin’ny mpanjakan’i Damaskosy ny babony rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Tamin’ny lohataona manaraka izany, dia avy ny tafika sirianina hiady tamin’i Jôasy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema ireto fahavalo, ka matiny avokoa ny manampahefana teo amin’ny vahoaka ary nampitondrainy ho any amin’ny mpanjakan’i Damasy ny babo rehetra azo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Tamin’ny lohataona manaraka izany, dia avy ny tafika sirianina hiady tamin’i Jôasy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema ireto fahavalo, ka matiny avokoa ny manampahefana teo amin’ny vahoaka ary nampitondrainy ho any amin’ny mpanjakan’i Damasy ny babo rehetra azo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary nony efa niherina ny taona, dia avy ny miaramilan’i Syria hiady taminy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema izy, ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin’ny olona, ary nampitondrainy ho any amin’ny mpanjakan’i Damaskosy ny babo rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary nony efa niherina ny taona, dia avy ny miaramilan'i Syria hiady taminy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema izy, ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin'ny olona, ary nampitondrainy ho any amin'ny mpanjakan'i Damaskosy ny babo rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Nony niherina ny taona dia avy ny miaramilan’i Arama hiady aminy; tonga tany Joda sy Jerosalema izy ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin’ny olona ary nalefany ho any amin’ny mpanjakan’i Damaskosy ny babony rehetra. Jereo ny toko |