2Tantara 24:10 - Baiboly Katolika10 Nahafaly ny lehibe rehetra sy ny vahoaka rehetra izany, ka samy nanatitra izay rehetra tsy maintsy aloany avy izy, sy nandatsaka izany tao amin’ilay vata. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Dia faly ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka manontolo ka nitondra izany ary nandatsaka azy tao amin’ny vata ambara-pahafenony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Dia faly avokoa ny manampahefana sy ny vahoaka nitondra ny anjarany ary nandatsaka izany tao amin’ny vata mandra-pahafenony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Dia faly avokoa ny manampahefana sy ny vahoaka nitondra ny anjarany ary nandatsaka izany tao amin’ny vata mandra-pahafenony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Dia faly ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka rehetra, ka dia nitondra izany ary nandatsaka azy tao amin’ny vata ambara-pahatapiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Dia faly ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka rehetra, ka dia nitondra izany ary nandatsaka azy tao amin'ny vata ambara-pahatapiny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Dia faly ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka manontolo ka nitondra izany ary nandatsaka azy tao amin’ny vata ambara-pahafenony. Jereo ny toko |
Amin’ny fotoana hanolorana ny vata amin’ny mpikarakara ny mpanjaka amin’ny alalan’ny Levita, dia amin’izay ahitan’ny Levita fa efa be ny vola, dia tonga ny mpanoratry ny mpanjaka sy ny mpanao raharahan’ny mpisorona lehibe manesotra izay rehetra ao anatin’ny vata; alainy ny vata dia averiny ao amin’ny fitoerany indray. Nanao toy izany mandrakariva izy, ka nahavory vola betsaka.