2Tantara 21:18 - Baiboly Katolika18 Nanaraka izany rehetra izany indray, dia nasian’i Iaveh aretina tsy lai-panafody izy tamin’ny tsinainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’NY TOMPO aretina tsy azo sitranina tamin’ny tsinainy izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Taorian’izany rehetra izany, ny namelezan’ny TOMPO an’i Jôrama dia aretina tsy azo sitranina teo amin’ny tsinainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Taorian’izany rehetra izany, ny namelezan’ny TOMPO an’i Jôrama dia aretina tsy azo sitranina teo amin’ny tsinainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’i Jehovah aretina tsy azo sitranina tamin’ny tsinainy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary nony afaka izany rehetra izany, dia nasian'i Jehovah aretina tsy azo sitranina tamin'ny tsinainy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’NY TOMPO aretina tsy azo sitranina tamin’ny tsinainy izy. Jereo ny toko |