Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 21:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Taorian’izany rehetra izany, ny namelezan’ny TOMPO an’i Jôrama dia aretina tsy azo sitranina teo amin’ny tsinainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’NY TOMPO aretina tsy azo sitranina tamin’ny tsinainy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Taorian’izany rehetra izany, ny namelezan’ny TOMPO an’i Jôrama dia aretina tsy azo sitranina teo amin’ny tsinainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Nanaraka izany rehetra izany indray, dia nasian’i Iaveh aretina tsy lai-panafody izy tamin’ny tsinainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’i Jehovah aretina tsy azo sitranina tamin’ny tsinainy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary nony afaka izany rehetra izany, dia nasian'i Jehovah aretina tsy azo sitranina tamin'ny tsinainy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 21:18
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nody tany an-tranony i Natàna. Namely aretina ny zaza izay nateraky ny vadin’i Orià tamin’i Davida ny TOMPO, ka dia narary mafy izy.


Tamin’ny faha-11 taona nanjakan’i Jôrama zanakalahin’i Ahaba no tonga mpanjakan’i Joda i Ahazià.


Ny tenanao ho azon’aretina mafy isan-karazany, indrindra fa aretina amin’ny tsinainao izay hiharatsy miandalana isan’andro isan’andro mandra-piloatra ny tsinainao.»


Niaraka tamin’izay dia nisy anjelin’ny Tompo namely an’i Herôda, noho izy nihambo hitovy saranga amin’Andriamanitra; ka dia nohanin-kankana no nahafaty azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra